-
Joba 3:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Ho foana anie ilay andro nahaterahako,+
Sy ilay alina nilazana hoe: ‘Misy zazalahy vao miforona ao am-bohoka!’
-
-
Jeremia 15:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Idiran-doza aho, ry Neny, fa niteraka ahy ianao.+
Mila vaniny amiko sy mila ady amiko daholo ny olona rehetra eto amin’ity tany ity.
Tsy mba nampisambo-bola aho na nindram-bola,
Nefa manozona ahy izy rehetra.
-