- 
	                        
            
            Jeremia 32:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 ‘Hoentiny any Babylona i Zedekia, ka hijanona any mandra-pahatongan’ny fotoana hijereko azy’, hoy i Jehovah. ‘Tsy ho resinareo ny Kaldeanina, na dia hiady aminy foana aza ianareo.’”+ 
 
-