-
2 Mpanjaka 23:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Tamin’ny andron’i Josia Mpanjaka i Farao Neko mpanjakan’i Ejipta no nandeha nankany amoron’ny Reniranon’i Eofrata mba hihaona tamin’ny mpanjakan’i Asyria. Ary nandeha niady tamin’i Neko i Josia, kanjo novonoin’i Neko ho faty tao Megido+ izy rehefa hitany. 30 Dia nentin’ny mpanompony tamin’ny kalesy niala tao Megido nankany Jerosalema ny fatiny, ka nalevin’izy ireo tao amin’ny fasany. Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza zanak’i Josia, ka nohosorany ho mpanjaka handimby an-drainy.+
-