2 Tantara 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa efa nivadika tamin’Andriamanitsika ireo raintsika, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamanitsika.+ Nahafoy azy ry zareo, sady nihodina tsy hijery ny tranolain’i Jehovah intsony ka niala taminy.+ Jeremia 32:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nanome lamosina ahy foana izy ireo, fa tsy nanatrika ahy.+ Tsy nisy nihaino mba handray anatra izy ireo, na dia niezaka nampianatra azy imbetsaka* aza aho.+
6 Fa efa nivadika tamin’Andriamanitsika ireo raintsika, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamanitsika.+ Nahafoy azy ry zareo, sady nihodina tsy hijery ny tranolain’i Jehovah intsony ka niala taminy.+
33 Nanome lamosina ahy foana izy ireo, fa tsy nanatrika ahy.+ Tsy nisy nihaino mba handray anatra izy ireo, na dia niezaka nampianatra azy imbetsaka* aza aho.+