- 
	                        
            
            Jeremia 22:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 “Fa izao no lazain’i Jehovah momba ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda:
‘Hoatran’i Gileada ianao amiko
Sady hoatran’ny tampon’i Libàna.
Hataoko lasa tany efitra anefa ianao,
Ary tsy hisy hipetraka ireo tanànanao.+
 
 -