FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 52:31-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tamin’ny taona faha-37 nanaovana sesitany an’i Joiakina+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny andro faha-25 amin’ny volana faha-12, tamin’ny taona naha lasa mpanjaka an’i Evila-merodaka mpanjakan’i Babylona, dia nafahany* i Joiakina mpanjakan’ny Joda ka navoakany avy tao am-ponja.+ 32 Tsara fanahy taminy i Evila-merodaka, ary nomeny toerana ambony noho ireo mpanjaka hafa niaraka taminy tany Babylona i* Joiakina. 33 Nesorin’i Joiakina àry ny fitafiana nanaovany tao am-ponja, ary niara-nisakafo tamin’ny mpanjaka foana izy, nandritra ny androm-piainany. 34 Ary nomena anjara sakafo tsy tapaka avy tamin’ny mpanjakan’i Babylona izy isan’andro, nandritra ny androm-piainany, mandra-pahafatiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara