-
Isaia 3:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.
Resahiny daholo ny fahotany, hoatran’ny nataon’ny mponin’i Sodoma,+
Fa tsy afeniny.
Hahita loza izy ireo, fa izy ihany no mampiditra loza ho an’ny tenany!
-