-
Jeremia 27:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘“‘Koa aza mihaino an’ireo mpaminany, mpisikidy, mpanonofy, mpimasy, ary ireo mpilalao ody eo aminareo, izay milaza hoe: “Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona ianareo!”
-
-
Jeremia 29:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Izao mantsy no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Aza avela hamitaka anareo ny mpaminany sy ny mpisikidy eo aminareo.+ Ary aza mihaino ny nofiny, izay tantarainy aminareo.
-