FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      ‘Henoy izao! Hisy loza hitety firenena,+

      Ary hisy tafio-drivotra mahery hifofofofo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+

  • Jeremia 30:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hifofofofo toy ny tafio-drivotra ny fahatezeran’i Jehovah.+

      Ho toy ny rivo-mahery mihodinkodina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy izany.

      24 Tsy hitony ny fahatezerana mafin’i Jehovah

      Raha tsy efa vitany sy tanterany ny fikasan’ny fony.+

      Ho azonareo izany any am-parany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara