FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hodiovin’i* Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao,+ mba ho tia an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao ka ho velona.+

  • Jeremia 31:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, aorian’izany andro izany”, hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+

  • Ezekiela 11:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara