-
Deoteronomia 28:59Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
59 dia hasian’i Jehovah amin’ny loza mahery vaika ianao sy ny taranakao,+ dia loza lehibe sady maharitra, ary aretina mampijalijaly sady tsy mety sitrana.
-
-
Jeremia 15:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary raha manontany anao izy ireo hoe: ‘Handeha ho aiza izahay?’, dia izao avaly azy: ‘Izao no lazain’i Jehovah:
“Ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty!
Ho fatin’ny sabatra izay natao ho fatin’ny sabatra!+
Ho fatin’ny mosary izay natao ho fatin’ny mosary!
Ary ho lasa babo izay natao ho lasa babo!”’+
-