Jeremia 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+ Jeremia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho lasa hoatran’io fehikibo tsy misy ilana azy io koa ity vahoaka ratsy toetra ity, izay tsy mety mankatò ny teniko,+ sy mikiry manao izay tian’ny fony,+ ary manaraka andriamani-kafa ka manompo azy ireny sy miankohoka aminy.’
13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+
10 Ho lasa hoatran’io fehikibo tsy misy ilana azy io koa ity vahoaka ratsy toetra ity, izay tsy mety mankatò ny teniko,+ sy mikiry manao izay tian’ny fony,+ ary manaraka andriamani-kafa ka manompo azy ireny sy miankohoka aminy.’