Jeremia 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataoko mihorohoro ny fanjakana rehetra eto an-tany+ rehefa mahita ny loza hamelezako azy ireo. Holatsain’ny olona any amin’ny toerana rehetra hanaparitahako azy+ izy ireo, ary hataony oha-pitenenana, sy hesoesoiny, ary hozoniny.+
9 Hataoko mihorohoro ny fanjakana rehetra eto an-tany+ rehefa mahita ny loza hamelezako azy ireo. Holatsain’ny olona any amin’ny toerana rehetra hanaparitahako azy+ izy ireo, ary hataony oha-pitenenana, sy hesoesoiny, ary hozoniny.+