-
Jeremia 18:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Henoy aho, Jehovah ô,
Ary henoy ny tenin’ireo mpanohitra ahy.
20 Dia ratsy ve no havaly ny soa?
Fa nihady lavaka hamonoana ahy izy ireo.+
Tsarovy ny nitsanganako teo anatrehanao mba hilaza zavatra tsara momba azy ireo,
Amin’izay dia tsy ho tezitra aminy intsony ianao.
-