FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Ahitsio ny lalanareo sy ny ataonareo, dia havelako hipetraka eto amin’ity toerana ity foana ianareo.+

  • Jeremia 36:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Angamba rehefa maheno ny loza rehetra nokasaiko hamelezana azy ny taranak’i Joda, dia mety hiala amin’ny fanao ratsiny, ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+

  • Ezekiela 18:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jona 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra* ihany ilay tena Andriamanitra ka tsy ho tezitra be intsony, dia tsy ho faty isika?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara