Mika 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Noho ny ataonareo àry,Dia hasaina hoatran’ny saha i Ziona,Ho lasa korontam-bato mivangongo i Jerosalema,+Ary ny tendrombohitra misy an’ilay Trano* dia ho toy ny toerana avo any an’ala.*+
12 Noho ny ataonareo àry,Dia hasaina hoatran’ny saha i Ziona,Ho lasa korontam-bato mivangongo i Jerosalema,+Ary ny tendrombohitra misy an’ilay Trano* dia ho toy ny toerana avo any an’ala.*+