-
2 Samoela 13:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia nasian’i Tamara lavenona ny lohany,+ ary norovitiny ilay akanjo tsara be nanaovany. Ary niloloha tanana izy ka lasa nandeha sady nitomany.
-