-
Jeremia 20:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary ianao kosa, ry Pasora, ho lasa babo ianao sy izay rehetra mipetraka ao an-tranonao. Ho lasa any Babylona ianao ka ho faty any, ary halevina any miaraka amin’ny namanao rehetra, noho ianao naminany lainga tamin’izy ireo.’”+
-
-
Ezekiela 13:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza izay mpaminany adala maminany an’izay ao an-tsainy fotsiny, nefa tsy nahita na inona na inona akory!+
-