FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Asaivo lazain’izy ireo amin’ny tompony hoe:

      “‘“Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, ka holazainareo amin’ny tomponareo:

  • Jeremia 27:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘“‘Hosaziko ny firenena na fanjakana tsy mety manompo an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, sy tsy mety mampidina ny vozony ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona. Hamely azy amin’ny sabatra+ sy ny mosary ary ny areti-mandringana aho’, hoy i Jehovah, ‘mandra-pandringako azy amin’ny alalan’i Nebokadnezara.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara