-
1 Timoty 2:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Voalohany indrindra àry, dia mampirisika aho hoe manaova fitalahoana sy vavaka sy fangatahana ary fisaorana ho an’ny karazan’olona rehetra, 2 anisan’izany ny mpanjaka sy izay rehetra mitana toerana ambony.*+ Amin’izay isika hanana fiainana milamina foana sy tsy ho voahelingelina, sady hahafoy tena tanteraka ho an’Andriamanitra sy ho matotra tsara.+
-