FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hampidirin’i Jehovah Andriamanitrao ao amin’ilay tany nalain’ny razambenao ho fananany ianao, ka ho lasanao izy io. Dia hataony mandeha tsara ny fiainanao, sady hataony lasa be dia be mihoatra noho ny razambenao ianao.+

  • Isaia 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Amin’ny andro ho avy, dia hisy fakany i Jakoba,

      Ary hamony sy hitsimoka i Israely.+

      Dia hofenoin’izy ireo vokatra ilay tany.+

  • Zakaria 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 ‘Hisioka hiantso azy ireo aho ka hanangona azy rehetra.

      Fa havotako izy ireo,+ dia ho lasa be dia be,

      Ary ho maro be foana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara