-
Isaia 49:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Hampihinaniko ny nofony ihany izay rehetra mampijaly anao,
Ary hataoko mamon’ny rany ihany izy ireo, hoatran’ny hoe mamon’ny divay mamy.
-
-
Jeremia 50:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hosaziko ny mpanjakan’i Babylona sy ny taniny, hoatran’ny nataoko tamin’ny mpanjakan’i Asyria.+
-