-
Jeremia 50:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia hiara-tonga ny vahoakan’Israely sy ny vahoakan’i Joda.+ Sady handeha izy ireo no hitomany,+ ary hiara-mitady an’i Jehovah Andriamaniny.+ 5 Hanontany ny lalana mankany Ziona izy ireo ary hitodika any,+ ka hanao hoe: ‘Andao hanao fifanekena amin’i Jehovah, dia fifanekena mandrakizay tsy hohadinoina mihitsy.’+
-