-
Deoteronomia 30:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Na dia miparitaka hatrany amin’ny faravodilanitra aza ny vahoakanao, dia avy any no hanangonan’i Jehovah Andriamanitrao anao sy hamerenany anao.+
-
-
Ezekiela 20:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Havoakako avy any amin’ireo firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin’ireo tany nanaparitahana anareo. Hampiasa ny tanako matanjaka sy ny sandriko mahery aho amin’izay, sady hanampatra ny hatezerako.+
-