Ohabolana 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+Fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olona manao izay mahitsy.+
8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+Fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olona manao izay mahitsy.+