FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 80:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Miverena re, ry Andriamanitry ny tafika ô!

      Mijere avy any an-danitra!

      Karakarao ity voaloboka ity,+

  • Salamo 102:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa mitazana avy eny amin’ny toerana avo sy masina misy azy izy,+

      Avy any an-danitra i Jehovah no mijery ny tany,

      20 Mba hihaino ny senton’ny voafonja,+

      Sy hanafaka an’ireo voaheloka ho faty.+

      21 Amin’izay dia hambara any Ziona ny anaran’i Jehovah,+

      Ary hoderaina any Jerosalema izy,

  • Isaia 63:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mijere avy any an-danitra,

      Dia mitazàna avy eny amin’ny fonenanao avo, izay sady masina no be voninahitra.*

      Aiza ilay hoe be zotom-po sy mahery ianao,

      Sady hoe te hangoraka mafy*+ sy mamindra fo?+

      Tsy manao an’izany aminay intsony ianao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara