-
1 Mpanjaka 6:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Nopetahany takela-bolamena ilay trano manontolo, mandra-pahavitan’ilay trano. Nopetahany takela-bolamena koa ilay alitara+ manontolo teo akaikin’ny efitra anatiny indrindra.
-