-
Amosa 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Matory eo ambony fandriana ivoara ianareo+ ary mitsilailay eo amin’ny seza lava,+
Sady mihinana vantotr’ondrilahy avy amin’ny andiany, sy zanak’omby* mifahy.+
-
Amosa 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ianareo àry no ho voalohany amin’ireo hatao sesitany,+
Ary tsy hiliba hanao fety intsony ireo mitsilailay eo amin’ny seza lava.
-
-
-