-
Ezekiela 22:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Hanamparako ny hatezerako àry izy ireo. Hirehitra be hoatran’ny afo ny hatezerako, ka haripako tanteraka izy ireo. Dia hataoko mivaly aminy* ny nataony’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
-