Deoteronomia 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hataon’i Jehovah lasa adala sy jamba+ ianao, ary mikorontan-tsaina.* Zefania 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hampahoriko ny olonaKa handeha hoatran’ny jamba,+Satria efa nanota tamin’i Jehovah.+ Dia hararaka hoatran’ny vovoka ny rany,Ary hariana hoatran’ny taim-biby ny nofony.*+
17 Ary hampahoriko ny olonaKa handeha hoatran’ny jamba,+Satria efa nanota tamin’i Jehovah.+ Dia hararaka hoatran’ny vovoka ny rany,Ary hariana hoatran’ny taim-biby ny nofony.*+