-
2 Mpanjaka 25:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nenjehin’ny miaramila kaldeanina anefa izy, ka tratrany teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko. Dia lasa niparitaka nandao azy daholo ny miaramilany.
-
-
Fitomaniana 3:52Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
52 Nihaza ahy tsy amin’antony, toy ny mihaza vorona, ny fahavaloko.
-