29 Antsoy hamely an’i Babylona ny mpandefa zana-tsipìka,
Dia izay rehetra manomana tsipìka.+
Mitobia manodidina azy, ary aza avela hisy handositra.
Valio araka ny nataony izy.+
Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+
Fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy,
Nanohitra an’Ilay Masin’ny Israely.+