-
Ezekiela 25:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ianao nitehaka+ sy nanatontona ny tongotrao tamin’ny tany, sady faly erỳ nanesoeso+ ny tanin’ny Israely rehefa nahita an’izay nanjo azy, 7 dia hanatsotra ny tanako hamely anao aho, ka havelako horobain’ireo firenena ianao. Horinganiko ianao ka tsy ho firenena intsony, ary tsy hanana tany intsony.+ Dia haripako tanteraka ianao, ka tsy maintsy ho fantatrao fa izaho no Jehovah.’
-