Jeremia 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Ary hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao,+Satria narehitrao toy ny afo ny fahatezerako.*+ Dia hirehitra mandrakizay izany.”
4 Hafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Ary hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao,+Satria narehitrao toy ny afo ny fahatezerako.*+ Dia hirehitra mandrakizay izany.”