Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Ezekiela 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Lasa niely be teo amin’ireo firenena+ ny lazanao* satria tsara tarehy ianao. Tena tsara tarehy be ianao, satria nataoko teo aminao ny voninahitro’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+
14 “‘Lasa niely be teo amin’ireo firenena+ ny lazanao* satria tsara tarehy ianao. Tena tsara tarehy be ianao, satria nataoko teo aminao ny voninahitro’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”