34 “Narapak’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona aho.+
Nataony very hevitra aho.
Napetrany toy ny vilany tsy misy na inona na inona tavela aho.
Toy ny bibilava ngezabe nitelina ahy izy.+
Ny zavatra tsara nananako no namenoany ny kibony.
Noroahiny hiala teo amin’ny taniko aho.