14 ‘Hamaly ny nataon’i Edoma aho, ka ny tanan’ny Israely vahoakako no hampiasaiko amin’izany.+ Dia hataon’izy ireo fantatr’i Edoma fa tezitra sady misafoaka aho, amin’izay mba tsapany tsara ny valifaty ataoko aminy’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”’