FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 36:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’izy ireny: ‘Tena hafana fo+ aho rehefa manameloka an’ireo sisa tsy maty avy any amin’ny firenena, sy manameloka an’i Edoma manontolo, izay faly be sy nanesoeso+ daholo rehefa nilaza fa efa lasany ny taniko. Nanao an’izany izy ireo satria te haka ny kijana ao sy handroba an’ilay tany.’”’+

  • Obadia 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy tokony ho niditra teo am-bavahadin’ny vahoakako ianao, tamin’ny andro nahitany loza.+

      Tsy tokony ho nifaly tamin’izay nanjo azy ianao, tamin’ny andro nahitany loza,

      Ary tsy tokony ho naka ny harenany ianao, tamin’ny andro nahitany loza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara