-
Obadia 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nirehareha loatra ny fonao ka voafitaka ianao,+
Ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefaky ny harambato,
Sy mipetraka eny amin’ny toerana avo, ka mieritreritra hoe:
‘Iza no hahavita hampidina ahy eny amin’ny tany?’
-