-
Salamo 79:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nataon’ny mpiara-monina aminay afa-baraka izahay;+
Maneso sy manaraby anay ny manodidina anay.
-
-
Ezekiela 34:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Tsy hataon’ny firenena remby intsony izy ireo, ary tsy hihinana azy ny bibidia eny ambonin’ny tany. Hiadana sy hilamina izy ireo, ka tsy hisy hampatahotra azy.+
-