-
Isaia 64:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Lasa hoatran’ny olona maloto daholo izahay,
Ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny tsara rehetra vitanay.
Halazo hoatran’ny ravinkazo izahay rehetra,
Ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.
-