FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 102:13-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hitsangana tokoa ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+

      Satria izao no fotoana hankasitrahana azy;+

      Tonga ny fotoana voatondro.+

      14 Mahafinaritra an’ireo mpanomponao mantsy ny vato eo aminy,+

      Ary tian’izy ireo na dia ny vovoky ny taniny aza.+

      15 Hatahotra ny anaran’i Jehovah ny firenena.

      Hatahotra ny voninahitrao daholo koa ny mpanjakan’ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara