Nomery 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mikasika fatin’olona nefa tsy manadio ny vatany, dia mandoto ny tranolain’i Jehovah.+ Tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny firenen’Israely izy.+ Mbola maloto izy, satria tsy nofafazana rano fanadiovana.+ Mbola haloto foana izy. Salamo 51:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Diovy amin’ny hysopa* aho mba ho afaka amin’ny fahotako, ka hadio;+Sasao aho mba ho fotsy noho ny lanezy.+
13 Izay mikasika fatin’olona nefa tsy manadio ny vatany, dia mandoto ny tranolain’i Jehovah.+ Tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny firenen’Israely izy.+ Mbola maloto izy, satria tsy nofafazana rano fanadiovana.+ Mbola haloto foana izy.
7 Diovy amin’ny hysopa* aho mba ho afaka amin’ny fahotako, ka hadio;+Sasao aho mba ho fotsy noho ny lanezy.+