Zakaria 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoentiko any Jerosalema izy ireo ka hipetraka ao.+ Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho izay manao ny marina* sy mahitsy no ho Andriamaniny.’”+
8 Hoentiko any Jerosalema izy ireo ka hipetraka ao.+ Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho izay manao ny marina* sy mahitsy no ho Andriamaniny.’”+