Ezekiela 36:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hataoko lasa be dia be ny vahoakanao, izany hoe ny taranak’Israely manontolo, dia izy rehetra mihitsy. Dia hisy hipetraka ao amin’ireo tanàna,+ ary haorina indray ireo toerana efa rava.+
10 Hataoko lasa be dia be ny vahoakanao, izany hoe ny taranak’Israely manontolo, dia izy rehetra mihitsy. Dia hisy hipetraka ao amin’ireo tanàna,+ ary haorina indray ireo toerana efa rava.+