Salamo 126:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nihomehy be mihitsy isika tamin’izay,Sady nihoby+ ny lelantsika. Nifampiresaka ny olona tany amin’ireo firenena tamin’izay hoe: “Nanao zavatra niavaka ho an-dry zareo i Jehovah!”+
2 Nihomehy be mihitsy isika tamin’izay,Sady nihoby+ ny lelantsika. Nifampiresaka ny olona tany amin’ireo firenena tamin’izay hoe: “Nanao zavatra niavaka ho an-dry zareo i Jehovah!”+