-
Isaia 32:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa nafoy ny tilikambo voaro mafy,
Ary nilaozana ilay tanàna naresaka be.+
-
-
Ezekiela 36:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hataoko ao anatinareo ny fanahiko, ary hataoko izay hanarahanareo ny fitsipiko.+ Dia hankatò sy hanatanteraka ny didim-pitsarako ianareo.
-