-
Ezekiela 10:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Rehefa nandeha izy ireo, dia afaka nandroso na nihemotra na niankavia na niankavanana nefa tsy nila nivily. Tany amin’izay nitodihan’ny lohan’ny kerobima mantsy no nandehanany, ary tsy nila nivily izy ireo rehefa nandeha.
-