-
Isaia 2:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hanjavona tanteraka ireo andriamanitra tsy misy dikany.+
-
-
Ezekiela 11:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary hiverina any amin’ny taniny izy ireo, ka hesoriny any daholo ny zavatra mahatsiravina sy ny fanao maharikoriko rehetra.+
-