Ezekiela 38:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia ho tonga avy any amin’izay misy anao ianao, avy any amin’ny farany avaratra.+ Ho tonga tokoa ianao sy ny firenena maro miaraka aminao. Mitaingin-tsoavaly daholo izy rehetra, ary vahoaka be sy tafika lehibe.+
15 Dia ho tonga avy any amin’izay misy anao ianao, avy any amin’ny farany avaratra.+ Ho tonga tokoa ianao sy ny firenena maro miaraka aminao. Mitaingin-tsoavaly daholo izy rehetra, ary vahoaka be sy tafika lehibe.+